Épisode 15: Il était petit et gros
Опубликовано:
Слушать
Teny an-dalana niaraka tamin’i Clément nandeha fiara, sy lakana, i Kwamé vao nanomboka nahafantatra ny momba ny asa izay nataon’ny mpampiasa azy, miompana amin’ny fototarazo ara-pambolena.Tsy latsaky ny in-droa no efa natao ny hanalavitra azy amin’ny fanadihadiany : Tao ny fanapoizinana tamin’ny « Chapalo » tany Boubon ; tao koa ny fanakanana azy tsy hihaona tamin’ny praofesora Kouada tany Niamey.Niaraka tamin’ny fanampian’i Nathalie dia hitany ny sasany tamin’ireo kôdy hamahana ilay rakitra misitery « Sahel vert ».
EXPLICATIONS
Exprimer l’obligation
- Il faut trouver le professeur, il est en danger !
- Pour aller à Niamey, il faut traverser la frontière.
Exprimer l’interdiction
- Il ne faut pas parler à Clément.
- Kwamé, il ne faut pas rester ici.
► L’ACCORD EN GENRE ET EN NOMBRE
On voit le genre et le nombre grâce à un mot placé devant le nom : le déterminant.
- Masculin : Un, le, mon, ton…
- Féminin : Une, la, ma, ta…
- Pluriel : Des, les, mes, tes…