Épisode 5: La prophétie de la tante
Опубликовано:
Слушать
Mpikarakara zaridaina ao Gorom-Gorom, ao Burkina Faso i Kama na i Kwamé. Ny praofesora Omar Sèkou izay mpampiasa azy dia nisy naka an-keriny teo ambany masony. Tao anatin’ny fifampitolomana dia vaky ny ody fiarony.Lasa i Kwamé nirotsaka nitady an’i Omar izay niasa ho an’ny fanamaitsoana ny tany efitra. Iza ary no naka azy an-keriny ? Misy ifandraisana amin’ny anganon’i Nenitoan’i kwamé ve ilay fakana an-keriny sy ilay ody fiaro hafahafa ?.« Henoy ny rivotra, ny Sahara no mitomany. Tia hiverina ho maitso izy. Any andro, hisy lehilahy iray ho avy. Hanome aina indray ireo bozaka sy hazo… »
EXPLICATIONS
► BIEN COMMUNIQUER / MASCULIN ET FÉMININ
En français, tous les noms ont un genre. L’article devant le nom indique le genre.
- Devant les noms masculins : Un - le
- Devant les noms féminins : Une - la
Pour les personnes
- Un homme / une femme - L'homme / la femme
- Un serveur / une serveuse - Le serveur / la serveuse
Pour les animaux
- Un zèbre - le zèbre
- Une gazelle - la gazelle
- Un lion / une lionne - Le lion / la lionne
Pour les objets
- Un jardin - le jardin
- Une voiture - la voiture
- Un ordinateur - l'ordinateur
- Une moto - la moto
Pour bien communiquer
- Bonjour
- Bonsoir
- Merci
- S’il vous plaît
- Excusez-moi
- Pardon